Entrée | 1 alaina |
Radical | 2 ala |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. |
Exemples |
6 nalainy ilay sary. [2.499] 7 vola roa-polo asainy alainareo? [2.293] 8 ny olona kambana, alaina tsy miteny. [2.48] 9 Ka alaovy izay hahasoa azy. [2.48] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot alaina |
Anagrammes | 27 |
Mis à jour le 2025/01/21 |