|
|
|
|

Index

Proverbes : araviravy

Proverbe 1Voa nahantona, voa naraviravy, izay ipetrahan’ ny aloha no ipetraban’ ny aoriana. [2.653 #3685]
Voa nahantona, voa naraviravy : izay ipetrahan' ny aloha no ipetrahan' ny aoriana. [2.415 #2263]
Voa nahantona, voa naraviravy : izay ipotrahan' ny aloha, no ipotrahan' ny aoriana. [2.558 #4987]
VoaVoa nahantona, voa naraviravy: ka izay ipotrahan' ny aloha no ipotrahan' ny aoriana. [2.165 #1032]
Traduction françaiseFruits accrochés, fruits suspendus : là où sont les premiers, sont aussi les autres. [2.415 #2263]
Fruits suspendus, fruits pendillants : où le premier tombe (en se détachant), les autres tombent aussi. [2.165]
Interprétation françaiseCorrespond au proverbe français: "tel père tel fils" . [2.165]
Se disait des riches qui gagnent toujours davantage. [2.415 #2263]

Index