Entrée | 1 ahantona |
Radical | 2 hantona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be hung or suspended; to be hanged |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on pend, qu'on suspend |
Exemples |
7 dia ahantona eo amin' ny talaom-varavarambe. [2.857#] 8 ny rambony kosa dia ahantona ao ambonin' ny maty. [2.436#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot ahantona |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |