Index |
|
|
|
Proverbes : anti-bavy
|
|
|
Proverbe 1 | Antibavy kendan-drano : lany raha niangonana. [1.147 #A81]
Antidahy kendan-drano: lany raha niangoana. [2.165]
|
Interprétation malgache | Anti-dahy kendan-drano, lany rehaka. + Ny rano no sisa zavatra ireharehan-drangahy, fa hany sisa laniny, fa ny zavatra rehetra efa tsy omby ny tendany avokoa; nefa io indray aza nahakenda azy. [2.165]
|
|
|
Proverbe 2 | Antibavy nanano fodiavoho, atero Ambodivavaka fa nangala-tsonia. [1.147 #A84]
|
|
|
Proverbe 3 | Antibavy nanano tsitenotenona : mahatsiaro raha fanin-taloha. [1.147 #A82]
|
|
|
Proverbe 4 | Antibavy nanara-bady, nandao havam-poana. [1.147 #A83]
|
|
|
Index |
|
|