Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : andraofana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ny harena dia hoatry ny rano an-tami-bato : raha tazanina, toa be ; raha andraofana, tsy ahazoana hoatrinona. [2.415 #2222]
Ny harena dia ohatra ny rano an-tami-bato: raha tazanina toa be, raha andraofana tsy ahazoana ohatrinona. [1.1] Ny harena rano an-tami-bato: tazanina, be; andraofana, tsy ahazoana. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | La fortune est comme l' eau qui suinte des rochers : de loin cela semble abondant et quand on approche, c' est à peine si on peut en puiser pour boire. [2.415 #2222]
La fortune est comme l'eau suintant des roches: de loin elle semble abondante, quand on approche, on peut à peine en puiser pour boire. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Rano an-tami-bato : be | ||||||||||||||||||||
Traduction française | (Il est semblable à) l’eau qui suinte le long des pentes rocheuses : à la vue elle est abondante, mais ne peut remplir le creux de la main. [2.974 #337] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Voninahitra an-tsobiky tsy atao am-patambary. [1.1]
Voninahitra omena ny sobika, fa ny fatambary ihany no handraofana. [2.415 #2269] Voninahitra omena ny sobika, fa ny fatambary no tompon' ny fatra. [2.415 #2269] Voninahitra omena ny sobiky, fa ny fatambary no azo handraofana ihany. [2.653] Voninahitra omena ny sobiky fa ny fatambary no tompon' ny fatra. [2.558 #327, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza fa ny haja sy zo tokony hipetraka eo amin' ny zava-dehibe dia tsy tokony haetry amin' ny zavatra madinika. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | La corbeille est considérée avec respect mais c' est le fatambary ou petite mesure de riz qui est le maître de la mesure, c' est lui qui puise dans la corbeille à riz. [2.415 #2269] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Il ne faut pas mépriser les petits car on a souvent besoin d' un plus petit que soi. [2.415 #2269] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||