Entrée | 1 fizahana |
Radical | 2 zaha |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fandehanana mijery: Fizahana lanonana 5 Fitadiavana: Tsy mora ny fizahana asa ankehitriny 6 Fitsapana: Fizahana toetra an' Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa hatao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona 7 Fanontaniana ny sikidy 8 Fandinihan' ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin' ny maraina ihany no fizahon' i dokotera Ranona [1.1] |
Explications en français |
9 Ce qu'on peut regarder, manière de regarder [1.3#865] 10 exploration, consultation [1.13] |
Exemples |
11 Dia ny fizahana ny lanjany sy ny famantarana ny feony, fandrao misy tsy mety. [2.366#] 12 Diso mety loatra, hoy izy, raha natao ny fizahana, io no tandroky ny tany sady ondam-panjakana; [2.1022#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 fahaizan, fihazana, fizahana, ifahazan, nifahaza |
Mis à jour le 2023/08/11 |