Index |
|
|
|
Proverbes : adabo
|
|
|
Proverbe 1 | Mielo ravin' adabo ka na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [1.1]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [2.415 #2210, 2.653 #1747]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy vokin' ny voany aza, mba mieloelo ny raviny. [2.558 #2293]
|
Traduction française | Quand on s' abrite sous les feuilles du figuier adabo, alors même qu' on ne se rassasie pas des fruits de l' arbre, on est du moins garanti par ses feuilles. [2.415 #2210]
|
|
|
Proverbe 2 | Safosehaky ny adabo, ka manimbolo ny voara manitra. [2.558 #3773]
Safosehaky ny adabo, ka manimbolo voara manitra. [2.415 #4581]
Safosehaky ny adabo, ka tsy manimbolo voara manitra. [2.653 #2819]
|
Traduction française | Être rassasié de figues adabo et sentir la bonne odeur des figues voara bien parfumées. [2.415 #4581]
|
Interprétation française | Ne pas pouvoir profiter d' une bonne occasion. [2.415 #4582]
|
|
|
Index |
|
|