|
|
|
|

Chapitres et versets citant Sopima

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 34.10 And ye shall point out your east border from Hazarenan to Shepham: Ary ny ho fari-taninareo atsinanana dia ampifanitsio amin' i Hazar-enana ka hatrany Sefama, Ny sisin-taninareo any atsinanana dia hatreo Hatsar-Enàna ka hatrany Sefama; Puis vous tracerez votre frontière orientale de Haçar-Énân à Shepham.
Nom / Fan 34.11 And the coast shall go down from Shepham to Riblah, on the east side of Ain; and the border shall descend, and shall reach unto the side of the sea of Chinnereth eastward: dia hidina hatrany Sefama ka hatrany Ribla any atsinanan' i Aina, dia mbola hidina ihany koa ka hipaka amin' ny Ranomasin' i Kinereta atsinanana, ary ny faritra dia midina avy eo Sefama mankany Reblà, atsinanan' i Aïna; dia mbola midina mitohy manaraka ny havoana eo an-tsisin' ny ranomasina Kenereta any atsinanana, La frontière descendra de Shepham vers Harbel, à l' orient de Ayîn. Descendant encore elle touchera la rive orientale de la mer de Kinnérèt.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.12 Shuppim also, and Huppim, the children of Ir, and Hushim, the sons of Aher. Sopima koa sy Hopima, zanakalahin' Iry, ary Hosima, zanakalahin' i Ahera. Zanakalahin' i Hira: Sefama sy Hafamà. Zanakalahin' i Ahera: Hasima. Shuppim et Huppim. Fils de Ir : Hushim; son fils : Aher.