|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.32 |
And of Shemida, the family of the Shemidaites>: and of Hepher>, the family of the Hepherites>. |
ary avy tamin' i Semida ny fokon' ny Semidita; ary avy tamin' i Hefera ny fokon' ny Heferita. |
Semidà ihavian' ny fokon' ny Semidaïta; Hefera ihavian' ny fokon' ny Hefrita. |
Shemida, le clan Shemidaïte> ; Hépher>, le clan Héphrite>. |
|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 17.2 |
There was also a lot for the rest of the children of Manasseh> by their families; for the children of Abiezer>, and for the children of Helek>, and for the children of Asriel>, and for the children of Shechem>, and for the children of Hepher>, and for the children of Shemida: these were the male children of Manasseh> the son of Joseph> by their families. |
Ary nisy koa ho an' ny taranak' i Manase sisa araka ny fokony, dia ho an' ny taranak' i Abiezera sy Heleka sy Asriela sy Sekema sy Hefera ary Semida: ireo no zanakalahin' i Manase, zanak' i Josefa, araka ny fokony. |
Ny taranak' i Manase sisa koa, dia samy nomena anjara araka ny fianakaviany avy, dia ny taranak' i Abiezera, ny taranak' i Heleka, ny taranak' i Esriela, ny taranak' i Sekema, ny taranak' i Hefera, ary ny taranak' i Semidà; ireo no zanakalahin' i Manase zanak' i Josefa, araka ny fianakaviany. |
Puis ce fut pour les autres fils de Manassé> selon leurs clans : aux fils d' Abiézer>, aux fils de Hélèq>, aux fils d' Asriel>, aux fils de Shékem>, aux fils de Hépher> et aux fils de Shemida : c'étaient les enfants mâles de Manassé>, fils de Joseph>, selon leurs clans. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.19 |
And the sons of Shemidah> were, Ahian>, and Shechem>, and Likhi>, and Aniam>. |
Ary ny zanakalahin' i Semida dia Ahiana sy Sekema sy Liky ary Aniama. |
Ny zanakalahin' i Semidà dia Ahina, Sekema, Lesia ary Aniama. |
Shemida eut des fils : Ahyân>, Sichem>, Liqhi> et Aniam>. |