|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 34.4 |
And your border shall turn from the south to the ascent of Akrabbim>, and pass on to Zin>: and the going forth thereof shall be from the south to Kadeshbarnea>, and shall go on to Hazaraddar>, and pass on to Azmon: |
dia miolaka eo atsimon' ny fiakarana Akrabima, dia mandroso hatrany Zina, dia mahazo any atsimon' i Kadesibarnea, dia mahazo an' i Hazar-adara ka mandroso hatrany Azmona, |
dia miolaka mianatsimo amin' ny fiakarana Akrabima ny faritrareo, dia mandalo any Sina, mandroso hatrany atsimon' i Kadesy-Barne, mitohy amin' ny Hatsar-Adar, mihazo any Asemona, |
Puis elle obliquera au sud, vers la montée des Scorpions>, passera par Çîn> et aboutira au midi à Cadès-Barné>. Puis elle ira vers Haçar-Addar> et passera par Açmôn. |
Nom / Fan 34.5 |
And the border shall fetch a compass from Azmon unto the river of Egypt>, and the goings out of it shall be at the sea. |
ary miolaka hatrany Azmona ka hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta, ka dia mihatra amin' ny ranomasina. |
ary hatreo Asemona, dia mipaka hatrany amin' ny riakan' i Ejipta, sy mihatra amin' ny ranomasina. |
D' Açmôn, la frontière obliquera ensuite vers le Torrent d'Égypte> et aboutira à la Mer. |
|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 15.4 |
From thence it passed toward Azmon, and went out unto the river of Egypt>; and the goings out of that coast were at the sea: this shall be your south coast. |
dia nandroso hatrany Azmona ka nahazo ny lohasahan-driak' i Egypta, ary dia nihatra tamin' ny ranomasina; izany no ho fari-taninareo atsimo. |
avy eo dia nahazo an' i Asmona, nitohy hatramin' ny ranon-driakan' i Ejipta, dia nihatra hatrany amin' ny ranomasina ny faritry ny taniny. Izany no ho faritry ny taninareo any atsimo. |
puis la frontière passait par Açmôn et débouchait au Torrent d'Égypte> pour aboutir à la mer. Telle sera votre frontière méridionale. |