|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.21 |
And the sons of Benjamin> were Belah>, and Becher, and Ashbel>, Gera>, and Naaman>, Ehi>, and Rosh>, Muppim>, and Huppim>, and Ard>. |
Ary ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda. |
Zanak' i Benjamina: Belà, Bokora, Asbela, Jerà, Naamàna, Eshi, Rosa, Mofima, Ofima, ary Areda. |
Les fils de Benjamin> : Béla>, Béker, Ashbel>, Géra>, Naamân>, Éhi>, Rosh>, Muppim>, Huppim> et Ard>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.6 |
The sons of Benjamin>; Bela>, and Becher, and Jediael>, three. |
Ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sa Bakera ary Jediaela; telo izy. |
Zanakalahin' i Benjamina: Belà, Bekora, ary Jadiela, telo izy. |
Benjamin> : Béla>, Béker, Yediael> : trois. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.8 |
And the sons of Becher; Zemira>, and Joash>, and Eliezer>, and Elioenai>, and Omri>, and Jerimoth>, and Abiah>, and Anathoth>, and Alameth>. All these are the sons of Becher. |
Ary ny zanakalahin' i Bakera dia Zemira sy Joasy sy Eliezera sy Elioenay sy Omry sy Jerimota sy Abia sy Anatota ary Alameta. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Bakera. |
Zanakalahin' i Bekora: Zamirà, Joasa, Eliezera, Elionaia, Amria, Jerimota, Abià, Anatota, ary Almata. Zanakalahin' i Bekora avokoa izy rehetra ireo, |
Fils de Béker : Zemira>, Yoash>, Éliézer>, Élyoénaï>, Omri>, Yerémot>, Abiyya>, Anatot>, Alémèt>, tous ceux-là étaient les fils de Béker; |