|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 15.17 |
And Othniel the son of Kenaz>, the brother of Caleb>, took it: and he gave him Achsah> his daughter to wife. |
Ary Otniela, zanak' i Kenaza, rahalahin' i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. |
Otoniela zanak' i Keneza, rahalahin' i Kaleba, no nahafaka azy ka nomen' i Kaleba azy Aksa zanany vavy, ho vadiny. |
Celui qui s' en empara fut Otniel, fils de Qenaz>, frère de Caleb>, qui lui donna pour femme sa fille Aksa>. |
Jos 15.18 |
And it came to pass, as she came unto him, that she moved him to ask of her father a field: and she lighted off her ass; and Caleb> said unto her, What wouldest thou? |
Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin' ny borikiny ravehivavy, ka hoy Kaleba taminy: Inona no ilainao? |
Nony nankany amin' i Otoniela ravehivavy, dia namporisika azy hangataka saha amin-drainy; nidina niala tamin' ny ampondrany izy, ka hoy rainy taminy: Inona no ilainao? |
Lorsqu' elle fut arrivée près de son mari, celui-ci lui suggéra de demander à son père un champ. Alors elle sauta à bas de son âne et Caleb> lui demanda : " Que veux-tu ? " |
|
|
Judges |
Mpitsara |
Mpitsara |
Livre des Juges |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 1.13 |
And Othniel the son of Kenaz>, Caleb>' s younger brother, took it: and he gave him Achsah> his daughter to wife. |
Ary Otniela, zanakalahin' i Kenaza, zandrin' i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. |
Dia Otoniela zanak' i Keneza, zandrin' i Kaleba, no nahafaka azy, ka nomen' i Kaleba ho vadiny Aksà zanany vavy. |
Celui qui la prit fut Otniel, fils de Qenaz>, le frère cadet de Caleb>, et celui-ci lui donna sa fille Aksa> pour femme. |
Mts / Mpits 1.14 |
And it came to pass, when she came to him, that she moved him to ask of her father a field: and she lighted from off her ass; and Caleb> said unto her, What wilt thou? |
Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin' ny borikiny izy, ka hoy Kaleba taminy: Inona moa no ilainao? |
Nony nandeha tany amin' i Otoniela izy, dia namporisika azy hangataka saha amin-drainy. Niala tamin' ny ampondrany razazavavy, ka hoy Kaleba taminy: Maninona hianao? |
Lorsqu' elle arriva, il lui suggéra de demander à son père un champ. Alors elle sauta à bas de son âne>, et Caleb> lui demanda : " Que veux-tu ? " |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 3.9 |
And when the children of Israel> cried unto the Lord>, the Lord> raised up a deliverer to the children of Israel>, who delivered them, even Othniel the son of Kenaz>, Caleb>' s younger brother. |
Dia nitaraina tamin' i Jehovah ny Zanak' Isiraely, ary Jehovah nanangana mpamonjy ho an' ny Zanak' Isiraely, izay namonjy azy, dia Otniela, zanakalahin' i Kenaza, zandrin' i Kaleba. |
Fa nitaraina tamin' ny Tompo ny zanak' Israely ka nananganana' Iaveh mpanafaka izay namonjy azy izy, dia Otoniela zanak' i Keneza, zandrin' i Kaleba. |
Alors les Israélites> crièrent vers Yahvé> et Yahvé> suscita aux Israélites> un sauveur qui les libéra, Otniel fils de Qenaz>, frère cadet de Caleb>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 3.11 |
And the land had rest forty years. And Othniel the son of Kenaz> died. |
Dia nandry ny tany efa-polo taona. Ary maty Otniela, zanak' i Kenaza. |
Dia nandry efapolo taona ny tany, ary maty Otoniela zanak' i Keneza. |
Le pays fut alors en repos pendant quarante ans. Puis Otniel, fils de Qenaz>, mourut. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.13 |
And the sons of Kenaz>; Othniel, and Seraiah>: and the sons of Othniel; Hathath>. |
Ary ny zanakalahin' i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin' i Otniela dia Hatata. |
Zanakalahin' i Seneza: Othoniela, Saraià. Zanakalahin' i Othoniela: Hatata sy Maonatì. |
Fils de Qenaz> : Otniel et Seraya>. Fils de Otniel : Hatat> et Meonotaï>; |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 27.15 |
The twelfth captain for the twelfth month was Heldai> the Netophathite>, of Othniel: and in his course were twenty and four thousand. |
Ny faharoa ambin' ny folo, ho amin' ny volana faharoa ambin' ny folo, dia Helday Netofatita, isan' ny taranak' i Otniela; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. |
Holdaì avy any Netofà, amin' ny fianakavian' i Otoniela, no faharoa ambin' ny folo, ho amin' ny volana faharoa ambin' ny folo, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. |
Le douzième, affecté au douzième mois, était Heldaï>, de Netopha>, d' Otniel; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes. |