|
|
|
|

Chapitres et versets citant Félix

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 23.24 And provide them beasts, that they may set Paul on, and bring him safe unto Felix the governor. ary itondray biby koa hitaingenan' i Paoly hitondra azy soa aman-tsara ho any amin' i Feliksa mpanapaka. Ary manomàna soavaly hitaingenan' i Paoly koa, hitondranareo azy soa aman-tsara ho any amin' i Félix governora. (Fa natahotra izy sao tsoahan' ny Jody eny Paoly, dia hovonoiny, ka ny tenany indray no ho voahoso-dratsy hoe nandray vola any aoriana any). Qu' on ait aussi des chevaux pour faire monter Paul et le conduire sain et sauf au gouverneur Félix. "
...............
Asa 23.26 Claudius Lysias unto the most excellent governor Felix sendeth greeting. Klaodio Lysia miarahaba an' i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra. Avy miarahaba an' i Félix tsara indrindra aho Klaody Lisiasy. " Claudius Lysias au très excellent gouverneur Félix, salut !
...............
Asa 24.2 And when he was called forth, Tertullus began to accuse him, saying, Seeing that by thee we enjoy great quietness, and that very worthy deeds are done unto this nation by thy providence, Ary rehefa nantsoina izy, dia niampanga azy Tertylo ka nanao hoe: Nony nantsoina i Paoly, dia niampanga azy araka izao Tertolosa: Ry Félix tsara indrindra ô, ny fiadanana lehibe azonay taminao, sy ny fitondrana nanasoavanao ity firenena ity tamin' ny zavatra maro, Celui-ci fut appelé, et Tertullus entama l' accusation en ces termes : " La paix profonde dont nous jouissons grâce à toi et les réformes dont cette nation est redevable à ta providence,
Asa 24.3 We accept it always, and in all places, most noble Felix, with all thankfulness. Hianao no ahazoanay fiadanana lehibe, ary ny fitondranao efa nampandry tsara ity firenena ity; koa raisinay amin' ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô. dia raisinay amim-pankasitrahana mandrakariva sy hatraiza hatraiza. en tout et partout nous les accueillons, très excellent Félix, avec toutes sortes d' actions de grâces.
...............
Asa 24.22 And when Felix heard these things, having more perfect knowledge of that way, he deferred them, and said, When Lysias the chief captain shall come down, I will know the uttermost of your matter. Ary satria fantatr' i Feliksa tsaratsara kokoa ny amin' izany fampianarana izany, dia nampandeha azy rehetra izy aloha ka nanao hoe: Rehefa tafidinay Lysia, mpifehy arivo, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. Fantatr' i Félix tsara ny amin' io làlana io, ka noravany ny olona nilazany hoe: Rahefa tonga Lisiasy komandy, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. Félix, qui était fort exactement informé de ce qui concerne la Voie, les ajourna en disant : " Dès que le tribun Lysias sera descendu, je statuerai sur votre affaire. "
...............
Asa 24.24 And after certain days, when Felix came with his wife Drusilla, which was a Jewess, he sent for Paul, and heard him concerning the faith in Christ. Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia tonga Feliksa sy Drosila vadiny, vehivavy Jiosy, dia nampaka an' i Paoly izy ka nihaino azy nitory ny finoana an' i Kristy Jesosy. Nony afaka andro vitsivitsy, dia tonga Félix sy Drosila vadiny, izay vehivavy Jody, ka nampaka an' i Paoly, dia nihaino azy nitory ny finoana an' i Kristy Jeso. Quelques jours plus tard, Félix vint avec sa femme Drusille, qui était juive. Il envoya chercher Paul et l'écouta parler de la foi au Christ Jésus.
Asa 24.25 And as he reasoned of righteousness, temperance, and judgment to come, Felix trembled, and answered, Go thy way for this time; when I have a convenient season, I will call for thee. Ary raha nitory ny amin' ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy izy, dia raiki-tahotra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha; fa raha malalaka, dia hampaka anao indray aho. Nony nilaza ny amin' ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy Paoly, dia raiki-tahotra i Félix ka nanao hoe: Mandehana aloha, fa raha vao misy malalaka dia hampiantso anao indray aho. Mais comme il se mettait à discourir sur la justice, la continence, le jugement à venir, Félix prit peur et répondit : " Pour le moment, tu peux aller. Je te rappellerai à la première occasion. "
...............
Asa 24.27 But after two years Porcius Festus came into Felix' room: and Felix, willing to shew the Jews a pleasure, left Paul bound. Ary rehefa afaka roa taona, dia Porsio Festosy no nandimby an' i Feliksa; ary Feliksa ta-hahazo sitraka tamin' ny Jiosy, ka dia mbola navelany ho mpifatotra ihany Paoly. Nony afaka roa taona, dia nodiasan' i Porsios Festosa i Félix, ary noho izy te-hahazo sitraka tamin' ny Jody, dia navelany ho mpifatotra tao ihany i Paoly. Après deux années révolues, Félix reçut pour successeur Porcius Festus. Voulant faire plaisir aux Juifs, Félix laissa Paul en captivité.
...............
Asa 25.14 And when they had been there many days, Festus declared Paul' s cause unto the king, saying, There is a certain man left in bonds by Felix: Ary rehefa nitoetra teo andro maro izy, dia nambaran' i Festosy tamin' ny mpanjaka ny amin' i Paoly, ka hoy izy: Misy mpifatotra anankiray ato navelan' i Feliksa, Naharitra andro maromaro no nitoerany tao, ka nambaran' i Festosa tamin' ny mpanjaka ny amin' i Paoly. Hoy izy: Misy mpifatotra anankiray navelan' i Félix eto. Comme leur séjour se prolongeait, Festus exposa au roi l' affaire de Paul : " Il y a ici, dit-il, un homme que Félix a laissé en captivité.