|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 6.2 |
And there was found at Achmetha, in the palace that is in the province of the Medes>, a roll, and therein was a record thus written: |
Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin' ny tanin' ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: |
Ka indro hita tao Ekbatana, tanàna mimanda ao amin' ny faritanin' i Media, horonan-taratasy anankiray nisy izao filazana voasoratra izao: |
et l' on trouva à Ecbatane, la forteresse sise dans la province des Mèdes>, un rouleau dont voici la teneur "Mémorandum>. |
|
|
|
|
Tobia |
Livre de Tobie |
... | ... | ... | ... | ... |
Tb 3.7 |
|
|
Tamin' izay andro izay ihany koa, tany Ekbatana, tanànan' ny Meda, dia nandre ny fanebahan' ny iray amin' ny ankizivavin-drainy azy, Sarà zanakavavin-dRagoela. |
Le même jour, il advint que Sarra>, fille de Ragouèl>, habitant d' Ecbatane en Médie>, entendit aussi les insultes d' une servante de son père. |
... | ... | ... | ... | ... |
Tb 5.8 |
|
|
Dia hoy ny navaliny: Fantatro, fa efa niverimberina matetika tamin' ireo làlana rehetra ireo aho, ary efa niantrano tao amin' i Gabelosa rahalahintsika aho, dia ilay monina ao Ragesa, tanànan' ny Meda; miorina ao amin' ny tendrombohitr' i Ekbatana. |
L' autre répondit : "Bien, j' attends. Seulement ne sois pas long." |
|
|
|
|
Jodita |
Livre de Judith |
Jdt 1.1 |
|
|
Nony efa nampanaiky ny firenena maro ho ambanin' ny fahefany Arfaksada, mpanjakan' ny Meda, dia nanorina tanàna fiarovana mafy anankiray, nataony hoe Ekbatana, tamin' ny vato voapaika vita efa-joro. |
C'était en la douzième année de Nabuchodonosor>, qui régna sur les Assyriens> à Ninive> la grande ville. Arphaxad> régnait alors sur les Mèdes> à Ecbatane. |
|
|
|
|
Makabeo II |
2ème Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
2M 9.3 |
|
|
Tao amin' ny faritanin' i Ekbatana, izy no nandre ny nanjò an' i Nikanora sy ny tafik' i Timoteo. |
Comme il se trouvait vers Ecbatane, il apprit ce qui était arrivé à Nikanor> et aux gens de Timothée>. |