|
|
|
|

Chapitres et versets citant Zeroia

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 16.9 Then said Abishai the son of Zeruiah unto the king, Why should this dead dog curse my lord the king? let me go over, I pray thee, and take off his head. Ary hoy Abisay, zanak' i Zeroia, tamin' ny mpanjaka: Nahoana no avela hanozona ny mpanjaka tompoko io alika maty io? Trarantitra ianao, aoka aho handeha ka hanapaka ny lohany. Ka hoy Abisaia zanak' i Sarvià tamin' ny mpanjaka: Ahoana no anozoan' ilay alika maty io ny mpanjaka tompoko? Avelao kely aho handeha hanapaka ny lohan' io! Abishaï, fils de Çeruya, dit au roi : " Faut-il que ce chien crevé maudisse Monseigneur le roi ? Laisse-moi traverser et lui trancher la tête. "
...............
2Sm / 2Sam 18.2 And David sent forth a third part of the people under the hand of Joab, and a third part under the hand of Abishai the son of Zeruiah, Joab' s brother, and a third part under the hand of Ittai the Gittite. And the king said unto the people, I will surely go forth with you myself also. Ary Davida nampandeha ny olona, ka ny ampahatelony nofehezin' i Joaba, ary ny ampahatelony nofehezin' i Abisay, zanak' i Zeroia, rahalahin' i Joaba, ary ny ampahatelony kosa nofehezin' Itahy Gatita. Ary hoy ny mpanjaka tamin' ny vahoaka: Izaho koa dia handeha hiaraka aminareo tokoa. Dia nalamin' i Davida ny vahoaka, ka ny ampahatelony, nataony fehin' i Joaba, ny ampahatelony fehin' i Abisaia, zanak' i Sarvia, rahalahin' i Joaba, ny ampahatelony fehin' i Etaia, Geteana. Ary hoy ny mpanjaka tamin' ny vahoaka: Izaho koa mba handeha hiaraka aminareo. David divisa l' armée en trois corps : un tiers aux mains de Joab, un tiers aux mains d' Abishaï, fils de Çeruya et frère de Joab, un tiers aux mains d' Ittaï le Gittite. Puis David dit aux troupes : " Je partirai en guerre avec vous, moi aussi. "
...............
2Sm / 2Sam 19.22 And David said, What have I to do with you, ye sons of Zeruiah, that ye should this day be adversaries unto me? shall there any man be put to death this day in Israel? for do not I know that I am this day king over Israel? Fa namaly Abisay, zanak' i Zeroia, ka nanao hoe: Tsy hovonoina va Simey noho izany, satria efa nanozona ny voahosotr' i Jehovah izy? Fa niteny kosa Abisaia zanak' i Sarvia ka nanao hoe: Tsy izany velively fa moa tsy vao mainka tokony hovonoina va Semeia noho izy nanozona ny voahosotry ny Tompo! Abishaï fils de Çeruya prit alors la parole et dit : " Shiméï ne mérite-t-il pas la mort pour avoir maudit l' oint de Yahvé ? "
...............
2Sm / 2Sam 21.17 But Abishai the son of Zeruiah succoured him, and smote the Philistine, and killed him. Then the men of David sware unto him, saying, Thou shalt go no more out with us to battle, that thou quench not the light of Israel. Fa Abisay, zanak' i Zeroia, nanampy azy, dia namely ilay Filistina ka nahafaty azy. Ary tamin' izay ny olon' i Davida dia nianiana taminy ka nanao hoe: Tsy hiara-mivoaka aminay intsony ho amin' ny ady ianao, fandrao hovonoinao ny fahazavan' ny Isiraely. Fa tonga namonjy an' i Davida kosa Abisaia zanak' i Sarvià, ka namono nahafaty an' ilay Filistina. Nanaovan' ny olon' i Davida fianianana izy tamin' izay, ka nataony hoe: Tsy hiara-mivoaka aminay hiady intsony hianao, ka tsy hamono ny fanilon' Israely. Mais Abishaï fils de Çeruya vint au secours de celui-ci, frappa le Philistin et le mit à mort. C' est alors que les hommes de David le conjurèrent et dirent : " Tu n' iras plus avec nous au combat, pour que tu n'éteignes pas la lampe d' Israël! "
...............
2Sm / 2Sam 23.18 And Abishai, the brother of Joab, the son of Zeruiah, was chief among three. And he lifted up his spear against three hundred, and slew them, and had the name among three. Ary Abisay, rahalahin' i Joaba, zanak' i Zeroia, no lehibe amin' izy telo lahy, ary izy namely ny telon-jato lahy tamin' ny lefona ka nahafaty azy, ka dia izy no nalaza tamin' izy telo lahy. Abisaia rahalahin' i Joaba zanak' i Sarvià dia filohan' ny manam-boninahitra koa. Nampandihy ny lefony tamin' ny lehilahy telon-jato lahy, ka nahafaty ireo, ka nahazo laza tamin' izy telo lahy ireo. Abishaï, frère de Joab et fils de Çeruya, était chef des Trente. C' est lui qui brandit sa lance sur trois cents victimes et se fit un nom parmi les Trente.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.16 Whose sisters were Zeruiah, and Abigail. And the sons of Zeruiah; Abishai, and Joab, and Asahel, three. Zeroba sy Abigaila no anabaviny; ary telo ny zanakalahin' i Zeroia, dia Abisay sy Joaba ary Asahela; Ny anabavin' ireo dia Sarvià sy Abigaila. Zanak' i Sarvià: Abisaia, Joaba, Asaela, telo lahy. Ils eurent pour soeurs Çeruya et Abigayil. Fils de Çeruya : Abishaï, Joab et Asahel : trois.
...............
1Tt / 1Tan 18.12 Moreover Abishai the son of Zeruiah slew of the Edomites in the valley of salt eighteen thousand. Ary Abisay, zanak' i Zeroia, naharesy ny Edomita teo amin' ny Lohasahan-tsira, dia lehilahy valo arivo sy iray alina. Resin' i Abisaia zanak' i Sarvia tao amin' ny lohasahan-tsira ny Edomita valo arivo sy iray alina, Abishaï, fils de Çeruya, battit les Édomites dans la vallée du Sel, au nombre de dix-huit mille.