|
|
|
|

Chapitres et versets citant Hereda

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.21 And the sons of Benjamin were Belah, and Becher, and Ashbel, Gera, and Naaman, Ehi, and Rosh, Muppim, and Huppim, and Ard. Ary ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda. Zanak' i Benjamina: Belà, Bokora, Asbela, Jerà, Naamàna, Eshi, Rosa, Mofima, Ofima, ary Areda. Les fils de Benjamin : Béla, Béker, Ashbel, Géra, Naamân, Éhi, Rosh, Muppim, Huppim et Ard.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.40 And the sons of Bela were Ard and Naaman: of Ard, the family of the Ardites: and of Naaman, the family of the Naamites. Ary ny taranak' i Bela dia Arda sy Namana; dia ny fokon' ny Ardita; ary avy tamin' i Namana ny fokon' ny Namanita. Ary ny zanak' i Belà, dia Hereda sy Noemana: ny fokon' ny Heredita, avy tamin' i Hereda; ny fokon' ny Noemanita, avy tamin' i Noemana; Béla eut pour fils Ard et Naamân : pour Ard, le clan Ardite ; pour Naamân, le clan Naamite.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 12.14 The king of Hormah, one; the king of Arad, one; ny mpanjakan' i Horma, iray; ny mpanjakan' i Arada, iray; ny mpanjakan' i Hermà, iray; ny mpanjakan' i Hereda, iray; Le roi de Horma, un; le roi d' Arad, un;