|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.21 |
And the sons of Benjamin> were Belah>, and Becher>, and Ashbel>, Gera>, and Naaman>, Ehi>, and Rosh>, Muppim>, and Huppim>, and Ard. |
Ary ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda. |
Zanak' i Benjamina: Belà, Bokora, Asbela, Jerà, Naamàna, Eshi, Rosa, Mofima, Ofima, ary Areda. |
Les fils de Benjamin> : Béla>, Béker>, Ashbel>, Géra>, Naamân>, Éhi>, Rosh>, Muppim>, Huppim> et Ard. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.40 |
And the sons of Bela> were Ard and Naaman>: of Ard, the family of the Ardites>: and of Naaman>, the family of the Naamites>. |
Ary ny taranak' i Bela dia Arda sy Namana; dia ny fokon' ny Ardita; ary avy tamin' i Namana ny fokon' ny Namanita. |
Ary ny zanak' i Belà, dia Hereda sy Noemana: ny fokon' ny Heredita, avy tamin' i Hereda; ny fokon' ny Noemanita, avy tamin' i Noemana; |
Béla> eut pour fils Ard et Naamân> : pour Ard, le clan Ardite> ; pour Naamân>, le clan Naamite>. |
|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 12.14 |
The king of Hormah>, one; the king of Arad>, one; |
ny mpanjakan' i Horma, iray; ny mpanjakan' i Arada, iray; |
ny mpanjakan' i Hermà, iray; ny mpanjakan' i Hereda, iray; |
Le roi de Horma>, un; le roi d' Arad>, un; |