|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.16 |
And the sons of Gad>; Ziphion>, and Haggi>, Shuni>, and Ezbon, Eri>, and Arodi>, and Areli>. |
Ary ny zanakalahin' i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erý sy Aroda ary Arely. |
Zanak' i Gada: Sefiona, Hagì, Sonì, Esbòna, Herì, Arodì ary Arelì. |
Les fils de Gad> : Çephôn>, Haggi>, Shuni>, Eçbôn, Éri>, Arodi> et Aréli>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.7 |
And the sons of Bela>; Ezbon, and Uzzi>, and Uzziel>, and Jerimoth>, and Iri>, five; heads of the house of their fathers, mighty men of valour; and were reckoned by their genealogies twenty and two thousand and thirty and four. |
Ary ny zanakalahin' i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan' ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ary ny Isany araka ny firazanany dia efatra amby telo-polo amby roa arivo sy roa alina. |
Zanakalahin' i Belà: Esbona, Ozia, Oziela, Jerimota ary Oraia; dimy izy lohan' ny fokom-pianakaviana, lehilahy mahery, efa-jato sy roa arivo amby roa alina no isany, voasoratra amin' ny tetiarana. |
Fils de Béla> : Eçbôn, Uzzi>, Uzziel>, Yerimot> et Iri> : cinq, chefs de famille, preux valeureux, groupant 22034 hommes. |