|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.35 |
These are the sons of Ephraim> after their families: of Shuthelah>, the family of the Shuthalhites>: of Becher>, the family of the Bachrites>: of Tahan, the family of the Tahanites>. |
Izao no taranak' i Efraima, araka ny fokony: avy tamin' i Sotela ny fokon' ny Sotelita; avy tamin' i Bekera ny fokon' ny Bekerita; avy tamin' i Tahana ny fokon' ny Tahanita. |
Ireto no zanak' i Efraima, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Sotalaïta, avy amin' i Sotalà; ny fokon' ny Bekrita avy amin' i Bekera; ny fokon' ny Tehenita avy amin' i Tehena. |
Et voici les fils d'Éphraïm>, par clans : pour Shutélah>, le clan Shutalhite> ; pour Béker>, le clan Bakrite> ; pour Tahân, le clan Tahanite>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.25 |
And Rephah> was his son, also Resheph>, and Telah> his son, and Tahan his son. |
Ary Refa sy Rasefa no zanakalahin' i Beria, Tela no zanakalahin' i Rasefa, Tahana no zanakalahin' i Tela, |
Rafà zanany sy Resefa, Tale zanany, Taàna zanany; |
Réphah> son fils, Shutélah> son fils, Tahân son fils, |
1Tt / 1Tan 7.26 |
Laadan> his son, Ammihud> his son, Elishama> his son. |
Ladana no zanakalahin' i Tahana, Amihoda no zanakalahin' i Ladana, Elisama no zanakalahin' i Amihoda. |
Laadana zanany; Ammioda zanany, Elisamà zanany, |
Ladân> son fils, Ammihud> son fils, Élishama> son fils, |