|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.9 |
And the sons of Eliab>; Nemuel, and Dathan>, and Abiram>. This is that Dathan> and Abiram>, which were famous in the congregation, who strove against Moses> and against Aaron> in the company of Korah>, when they strove against the Lord>: |
Ary ny zanak' i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin' ny fiangonana, izay nila ady tamin' i Mosesy sy Arona, teo amin' ny antokon' i Kora, raha nila ady tamin' i Jehovah izy, |
Zanak' i Eliaba dia Namoela sy Datàna ary Abirona. Ireo ilay Datàna sy Abirona, isan' ny mpanolo-tsaina, nikomy tamin' i Moizy sy Aarona tanatin' ny tarik' i Kore, fony izy nikomy tamin' ny Tompo, |
Les fils d'Éliab> : Nemuel, Datân> et Abiram>. Ce sont Datân> et Abiram>, hommes considérés dans la communauté, qui se soulevèrent contre Moïse> et Aaron> ; ils étaient de la bande de Coré> quand elle se souleva contre Yahvé>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.12 |
The sons of Simeon> after their families: of Nemuel, the family of the Nemuelites>: of Jamin>, the family of the Jaminites>: of Jachin>, the family of the Jachinites>: |
Ny taranak' i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Nemoela ny fokon' ny Nemoelita; avy tamin' i Jamina ny fokon' ny Jaminita; avy tamin' i Jakina ny fokon' ny Jakinita; |
Zanak' i Simeona araka ny fokony avy, ny fokon' ny Namoelita avy tamin' i Namoela; ny fokon' ny Jaminita, avy tamin' i Jamina, |
Les fils de Siméon>, par clans : pour Nemuel, le clan Nemuélite> ; pour Yamîn>, le clan Yaminite> ; pour Yakîn>, le clan Yakinite> ; |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.24 |
The sons of Simeon> were, Nemuel, and Jamin>, Jarib>, Zerah>, and Shaul>: |
Ny zanakalahin' i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly, |
Zanakalahin' i Simeona: Namoela, Jamina, Jariba, Zarà, Saola, Seloma zanany, |
Fils de Siméon> : Nemuel, Yamîn>, Yarib>, Zérah>, Shaûl>. |