|
|
|
|

Chapitres et versets citant Pasora

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 9.12 And Adaiah the son of Jeroham, the son of Pashur, the son of Malchijah, and Maasiai the son of Adiel, the son of Jahzerah, the son of Meshullam, the son of Meshillemith, the son of Immer; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, ary Masay, zanak' i Adiela, zanak' i Jazera, zanak' i Mesolama, zanak' i Mesilemita, zanak' Imera. Adaiasa, zanak' i Jerohama, zanak' i Fasora, zanak' i Melkiasa; Maasaì zanak' i Adiela, zanak' i Jezrà, zanak' i Mosolama, zanak' i Mosolamita, zanak' i Emmera; Adaya, fils de Yeroham, fils de Pashehur, fils de Malkiyya, Maasaï fils de Adiel, fils de Yahzéra, fils de Meshullam, fils de Meshillémit, fils d' Immer.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.38 The children of Pashur, a thousand two hundred forty and seven. ny taranak' i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo; fito amby efapolo sy roan-jato amby arivo ny taranak' i Fasara; les fils de Pashehur : 1.247;
...............
Ezr / Esd 10.22 And of the sons of Pashur; Elioenai, Maaseiah, Ishmael, Nethaneel, Jozabad, and Elasah. ary ny avy tamin' ny taranak' i Pasora dia Elioenay sy Mahaseia sy Isimaela sy Netanela sy Jozabada ary Elasa. Tamin' ny taranak' i Fasora: Elioenaì, Maasiasa, Ismaela, Nataneale, Jozabeda ary Elasà. parmi les fils de Pashehur : Elyoénaï, Maaséya, Yishmaèl, Netanéel, Yozabad et Eléasa.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.41 The children of Pashur, a thousand two hundred forty and seven. ny taranak' i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo; fito amby efapolo sy roan-jato sy arivo, ny taranak' i Fasora; les fils de Pashehur : 1.247;
...............
Neh / Ne 10.4 Hattush, Shebaniah, Malluch, Pasora, Amaria, Malkia, Fasora, Amariasa, Melkiasa, Pashehur, Amarya, Malkiyya,
...............
Neh / Ne 11.12 And their brethren that did the work of the house were eight hundred twenty and two: and Adaiah the son of Jeroham, the son of Pelaliah, the son of Amzi, the son of Zechariah, the son of Pashur, the son of Malchiah. Ary ny rahalahin' ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pelalia, zanak' i Amzy, zanak' i Zakaria, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, mbamin' ny rahalahin' ireo, izay nanao ny raharaha tao an-trano: roa amby roapolo sy valon-jato; Adaiasa zanak' i Jerohama, zanak' i Feleliasa, zanak' i Amsì, zanak' i Zakaria, zanak' i Fasora, zanak' i Melkiasa, et ses frères qui vaquaient au service du Temple : 822; Adaya, fils de Yeroham, fils de Pelalya, fils d' Amçi, fils de Zekarya, fils de Pashehur, fils de Malkiyya,

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 20.1 Now Pashur the son of Immer the priest, who was also chief governor in the house of the Lord, heard that Jeremiah prophesied these things. Ary Pasora, zanak' i Imera, mpisorona sady mpiandraikitra ny tranon' i Jehovah, raha nandre an' i Jeremia naminany izany zavatra izany, Nandre an' i Jeremia nanonona izany faminaniana izany Fasora mpisorona zanak' i Emmera, izay mpitandrina ambony ny tranon' ny Tompo. Or le prêtre Pashehur, fils d' Immer, qui était le chef de la police dans le Temple de Yahvé, entendit Jérémie qui proférait cet oracle.
Jer / Jr 20.2 Then Pashur smote Jeremiah the prophet, and put him in the stocks that were in the high gate of Benjamin, which was by the house of the Lord. dia namely an' i Jeremia mpaminany sady namatotra azy tamin' ny boloky hazo izay teo am-bavahadin' i Benjamina, dia ilay eo ambony, eo anilan' ny tranon' i Jehovah. Ary nikapoka an' i Jeremia mpaminany Fasora, nampamatotra azy amin' ny boloky hazo, tao amin' ny vavahady Avon' i Benjamina izay ao aminny tranon' ny Tompo. Pashehur frappa le prophète Jérémie, puis le mit au carcan, à la porte haute de Benjamin, celle qui donne dans le Temple de Yahvé.
Jer / Jr 20.3 And it came to pass on the morrow, that Pashur brought forth Jeremiah out of the stocks. Then said Jeremiah unto him, The Lord hath not called thy name Pashur, but Magormissabib. Ary nony ampitso, dia nesorin' i Pasora tamin' ny boloky hazo Jeremia. Dia hoy Jeremia taminy: Tsy nataon' i Jehovah hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-misabiba. Ny ampitso dia nasain' i Fasora hotsoahana amin' ny boloky hazo Jeremia, ka hoy Jeremia taminy: Tsy Fasora intsony no iantsoan' ny Tompo anao, fa Magora-Misabiba. Le lendemain, Pashehur fit tirer Jérémie du carcan. Alors Jérémie lui dit : "Ce n' est plus Pashehur que Yahvé t' appelle, mais Terreur-de-tous-côtés.
...............
Jer / Jr 20.6 And thou, Pashur, and all that dwell in thine house shall go into captivity: and thou shalt come to Babylon, and there thou shalt die, and shalt be buried there, thou, and all thy friends, to whom thou hast prophesied lies. Ary ianao, ry Pasora, sy izay rehetra mitoetra ao an-tranonao dia ho lasan-ko babo; ary ho tonga any Babylona ianao, ka any no hahafatesanao, ary any koa no handevenana anao mbamin' ny sakaizanao rehetra izay efa naminanianao lainga. Ary hianao, ry Fasora, mbamin' izay rehetra mitoetra ao an-tranonao, ho lasan-ko babo hianareo; ho any Babilona hianao; ka any no hahafatesanao; any no handevenana anao, dia hianao mbamin' ny sakaizanao rehetra, izay naminanianao lainga. Et toi, Pashehur, ainsi que tous les hôtes de ta maison, vous partirez en captivité; à Babylone tu iras, là tu mourras, là tu seras enterré, toi et tous tes amis à qui tu as prophétisé le mensonge."
Jer / Jr 21.1 The word which came unto Jeremiah from the Lord, when king Zedekiah sent unto him Pashur the son of Melchiah, and Zephaniah the son of Maaseiah the priest, saying, Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, fony Zedekia mpanjaka naniraka an' i Pasora, zanak' i Malkia, sy Zefania, zanak' i Mahasela mpisorona, hankany aminy hanao hoe: Izao no teny avy amin' ny Tompo natao tamin' i Jeremia, raha nirahin' i Sedesiasa mpanjaka, ho any aminy, Fasora zanak' i Melkiasa sy Sofoniasa mpisorona, zanak' i Maasiasa, hanao aminy hoe: Parole qui fut adressée à Jérémie de la part de Yahvé, quand le roi Sédécias lui envoya Pashehur, fils de Malkiyya, et le prêtre Cephanya, fils de Maaséya, pour lui dire
Jer / Jr 38.1 Then Shephatiah the son of Mattan, and Gedaliah the son of Pashur, and Jucal the son of Shelemiah, and Pashur the son of Malchiah, heard the words that Jeremiah had spoken unto all the people, saying, Ary Safatia, zanak' i Matana, sy Gedalia, zanak' i Pasora, sy Jokala, zanak' i Semelia, ary Pasora, zanak' i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra nanao hoe: Tamin' izay Safatiasa zanak' i Matana, Gedeliasa zanak' i Fasora, ary Jokaly zanak' i Selemiasa, ary Fasora zanak' i Melkiasa, dia nandre ny teny nolazain' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra hoe: Mais Shephatya, fils de Mattân, Gedalyahu, fils de Pashehur, Yukal, fils de Shélémyahu, et Pashehur, fils de Malkiyya, entendirent les paroles que Jérémie adressait à tout le peuple