|
|
|
|
Makabeo I |
1er Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 3.38 |
|
|
Ptolemea zanak' i Dorimena sy Nikanora ary Gorjiasa kapiteny mahay, sady sakaizan' ny mpanjaka, no nofidin' i Lisiasa, |
Lysias se choisit Ptolémée> fils de Dorymène>, Nikanor> et Gorgias>, personnages puissants d' entre les amis du roi. |
|
|
The Acts of the Apostles |
Asa |
Asa |
Les Actes des Apôtres |
... | ... | ... | ... | ... |
Asa 23.26 |
Claudius> Lysias unto the most excellent governor Felix> sendeth greeting. |
Klaodio Lysia miarahaba an' i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra. |
Avy miarahaba an' i Félix tsara indrindra aho Klaody Lisiasy. |
" Claudius> Lysias au très excellent gouverneur Félix>, salut ! |
... | ... | ... | ... | ... |
Asa 24.7 |
But the chief captain Lysias came upon us, and with great violence took him away out of our hands, |
|
Kanjo tonga Lisiasy komandy naka azy an-keriny teo am-pelatànanay, |
|
... | ... | ... | ... | ... |
Asa 24.22 |
And when Felix> heard these things, having more perfect knowledge of that way, he deferred them, and said, When Lysias the chief captain shall come down, I will know the uttermost of your matter. |
Ary satria fantatr' i Feliksa tsaratsara kokoa ny amin' izany fampianarana izany, dia nampandeha azy rehetra izy aloha ka nanao hoe: Rehefa tafidinay Lysia, mpifehy arivo, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. |
Fantatr' i Félix tsara ny amin' io làlana io, ka noravany ny olona nilazany hoe: Rahefa tonga Lisiasy komandy, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. |
Félix>, qui était fort exactement informé de ce qui concerne la Voie>, les ajourna en disant : " Dès que le tribun Lysias sera descendu, je statuerai sur votre affaire. " |