Entrée | tongo-dovia (tongotra, lovia) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia ¶ Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [Rajemisa 1985] | |
Traduction française | course à cloche-pied [SLP 1986] | |
Vocabulaire | Sports | |
Citations | Proverbes contenant le mot tongo-dovia | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |