Entrée | jono | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1] | |||||||||||||||
Autres orthographes | jony | |||||||||||||||
Entrée | jono | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Fish-bait [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Appât [1.8] | |||||||||||||||
Explications en malgache | Asa fitrandrahana hazandrano [1.13] | |||||||||||||||
Explications en français | Pêche [1.13] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot jono | |||||||||||||||
Entrée | jono | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | [Tanala] Karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [1.78] | |||||||||||||||
[Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [1.1] | ||||||||||||||||
Vocabulaire | Zoologie: poissons | |||||||||||||||
Anagrammes | jono, onjo |
Mis à jour le 2020/07/31 |