Entrée vovo-
Partie du discours forme morphologique de vovoka
Mots composés 

Entrée vo
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1]
Explications en anglais The barking of a dog [1.7]
Explications en français Aboiement [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Proverbes 

Entrée vovo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] fandrika [1.78]
 Zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1]
Explications en anglais A fish-trap with an open basket weave [1.7]
Explications en français Nasse à poissons tressée de lianes [1.8]
Exemples Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [2.472]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Analogues  lombo ~ tandroho
Illustrations 

Entrée vovo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Loharano kely tsy mandeha [1.78]
 Fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1]
 Lava-drano [1.13]
Explications en français Puits [1.13]
Mots composés 
Analogues  fantsakana ~ kirijy ~ lava-drano

Entrée vovo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] mpitsikilo [1.78]

Mis à jour le 2024/01/01