Entrée vovoka
Partie du discours nom
Définition malgache Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka
¶ Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise dust [Hallanger 1973]
Définition française poussière [Hallanger 1974]
Définition française poussière, poudre [SLP 1986]
Dérivations 
Morphologie 
vovoka
vovoko
vovokao
vovony
vovotsika
vovokay
vovokareo
vovok'
vovo-
vovoky
-bovoka
-bovoko
-bovokao
-bovony
-bovotsika
-bovokay
-bovokareo
-bovok'
-bovo-
-bovoky
Mots composés, titres, noms 
Analogues  jofo
Exemples 
1Ato no irarahany ho vovoka! [Rajaonarivelo: Bina, page 114]
2Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [Razakandraina: Feo mahery]
3Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [Rakotozafy: Ratsimba]
Citations 

2016/08/27