| Entrée | 1 mamovoka |
| Radical | 2 vovoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary.
5 Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano. 6 Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to cover with dust; to raise dust; to be dusty.
[1.7] |
| Explications en français |
8 couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|