Entrée mpanjono (jono)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Olona manao ho antom-pivelomana ny fakana hazandrano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a fisherman (with hook and line) [Hallanger 1973]
Définition française   pêcheurà la ligne [Hallanger 1974]
Exemples  
1Mpanjono sy mpihaza trozona ny ankamaroan' ny lehilahy fa ny zaza amim-behivavy ihany no matetika miantoka ny fambolena. [Randriamamonjy: Tantara, page 272]
2Mitondra mpanjono ve izy ireny? [FOFAFIPE: Tongavola, page 95]
3Aleoko ihany lahy mpanjono mitoetra lalandava eo akaikiko, hoy Ikemba, sady nidongy kely izy. [Rajaonarivelo: Bina, page 15]
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée Mpanjono
Partie du discours   nom propre (titre de poème)
Définition malgache   jereo Rajaobelison: Mpanjono
Auteur  
Tableaux et planches   Tous les titres

Mis à jour le 2017/10/20