|
|
|
|

Entrée (1/3)1  jono
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana)
Autres orthographes  4  jony

Entrée (2/3)5  jono
Partie du discours  6  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  21  [1.1] Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano
Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora
Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo?
Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika
Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka
22  [1.13] asa fitrandrahana hazandrano
Explications en anglais  23  [1.7] fish-bait
Explications en français  24  [1.8] appât
25  [1.13] pêche
Analogues  26  fandrika, fanangolena, fanojikojena, longoa mitoto-bozaka, fitaka
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot jono

Entrée (3/3)28  jono
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  [1.78] [Tanala] karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao
31  [1.1] [Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony
Vocabulaire  32  Zoologie: poissons

Anagrammes  33  jono, onjo

Mis à jour le 2025/07/29