Entrée manjono (jono)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona
¶ Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo
¶ Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to fish with hook and line [Hallanger 1973]
Définition française   pêcher à la ligne [Hallanger 1974]
Exemples   ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [Andriamalala: Ranomasina]
Morphologie  
manjono
nanjono
hanjono
manjonoa
Citations  

Mis à jour le 2012/10/06