Entrée | Rajaobelison Samuël | |
Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | |
Définition malgache | Rajaobelison Samuël (1915-) ( Zakarandahy) [3.1] | |
Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany. [Rajemisa: Fiteny 4] | ||
Vocabulaire | Littérature: auteurs | |
Ouvrages littéraires | Fehezam-bary gasy | |
2017/07/27 |
![]() |