|
|
|
|

Entrée (1/2)1  irery
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1]
Explications en anglais  4 solitary, alone [1.7]
Explications en français  5 seul [1.3#282, 1.8]
6 sans compagnon [1.3#282]
7 solitaire [1.8]
Exemples  8  Ny vy tsy hiko-rontana irery; [2.245]
9  Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643]
10  Izay mandeha irery|drery dia mipetra-irery|drery tahaka ahy [2.4#96]
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Dérivés 
Adjectifs :
Synonymes  14 irerytena, tokana
Analogues  15  boribory, 16  fotsiny, 17  hany, 18  iray, 19  irerytena, 20  monja, 21  singana, 22  tokana, 23  tsyamboatsylambo, 24  vatokiboribory
Tous les mots composés  25  5 combinaisons de ce mot
Proverbes  26  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)27  irerỳ
Radical  28 ir
Partie du discours  29  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  30 Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1]
Explications en anglais  31 those far away (in sight), plural of iry [1.7]
Explications en français  32 ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8]
Tous les mots composés  33  5 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  34  Tous les pronoms

Anagrammes  irerỳ, irery

Mis à jour le 2025/12/25