Entrée | 1 zaza ampy mihira |
Mots élémentaires | 2 zaza, 3 ampy mihira |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 (ny hevitry ny mihira eto dia milalao) : ny zaza roa voalohany izay hateraky ny zazavavy avoaka hampakarina, ka iadian' ny ray aman-dreniny varotra ho azy; koa amin' ny kabarim-panambadiana dia tafiditra ao amin' ny tenin' ny mpamoaka ny hoe : "Ary ny zaza ampy mihira dia anay" [1.10#A.496] 6 zaza efa voafandriky ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [1.1] |
Explications en anglais |
7 the first two children of a daughter claimed by her father as his own, and who are not to be considered the children of her husband [1.2#799] |
Explications en français |
8 se dit des enfants réservés par les parents de l'épouse future mère [1.3#33] |
Exemples |
9 Koa raha avy izay anomezan’ Andriamanitra azy zaza, raha sitrapony, ny zaza ampy mihira, tompoko, dia anay, arak’ izay nentin-drazana, ka tsy maintsy lazaina aminareo
[2.346#36]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |