Entrée (1/2) | 1 zavatra |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 9 69 mots contenant zavatra |
Explications en malgache |
10 [1.1] Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io |
Explications en anglais |
11 [1.7] a thing |
Explications en français |
12 [1.3#870, 1.8] chose; objet 13 [1.3#870] le beau, le parfait, le principal 14 [1.405] [Sakalava-Mayotte] objet appartenant à autrui ou à soi, chose |
Exemples |
15 [2.470] zavatra, zavatra, zavatra, zavatra, hoy ny lahy nampandihy soroka sy nalaina hanazava tsara ny valin' ny fanontaniana
16 [2.472] Ary angamba rehefa hangata-javatra izy amin' ny manaraka, tsy hahazo intsony 17 [2.48] Ary ny mpitondra zavatr' andriana: 18 [2.996] Fofon' ain' ny herin' Andriamanitra izy, zavatra avy amin' ny voninahitry ny Tsitoha irery ihany, ka tsy azon-java-maloto kely akory ilatsahana. |
Analogues | 19 raha |
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot zavatra |
Entrée (2/2) | 21 zavatra |
Partie du discours | 22 nom |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
29 [1.1] Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo |
Explications en anglais |
30 [1.7] a spirit of some sort |
Explications en français |
31 [1.3#870, 1.8] fantôme 32 [1.3#870] sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant 33 [1.8] esprit |
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot zavatra |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |