Entrée voa roa ohatra ny dakam-boriky (voa, roa, ohatra, daka, boriky)
Partie du discours expression
Définition malgache tongotra roa no indray mamely any aoriana ka raha voany voa mafy mihitsy; voa indroa miantoana [Rajemisa 1985]

2009/11/07