Entrée voambary (voa, vary)
Partie du discours nom
Exemples ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary, na voa hafa; [2.996]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : voambary, voambariko, voambarinao, voambariny, voambarintsika, voambarinay, voambarinareo, voambarin', voambarin-, voambarim-
Préfixée : -boambary, -boambariko, -boambarinao, -boambariny, -boambarintsika, -boambarinay, -boambarinareo, -boambarin', -boambarin-, -boambarim-

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31