Entrée (1/3) | 1 va |
Partie du discours | 2 particule [Liste complète] |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) |
Explications en anglais |
6 [1.7] interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ? |
Explications en français |
7 [1.3] Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase 8 [1.8] interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ? |
Exemples |
9 [1.3] Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) 10 [1.3] Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) 11 [2.131] Razoky va no manitra voan-kazo? 12 [2.472] Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? 13 [2.470] Moa va tsy menatra izy. |
Synonymes | 14 ve |
Analogues | 15 moa |
Entrée (2/3) | 16 va~ |
Partie du discours | 17 préfixe [Liste complète] |
Entrée (3/3) | 18 va
![]() |
Partie du discours | 19 forme morphologique de aller |
Explications en malgache |
20 [3.1] matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |