Entrée ve
Partie du discours particule [liste complète]
Définition malgache Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [Rajemisa 1985]
Définition française Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [Abinal 1888]
Synonymes va
Analogues  moa
Exemples Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [Abinal 1888, page 796]

Entrée ve
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] fivoizana lakana [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 
Synonymes five

Entrée ve
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] evina [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 

2015/10/27