|
|
|
|

Entrée (1/2)1  moa
Partie du discours  2  particule [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Kianteny enti-manontany, ka toy izao no fampiasa azy: atao manomboka fehezanteny izy: Moa handeha ihany iânao rahampitso? Azo ampiarahina amin' ny "ve" koa anefa izy, ka amin' izay, na manarakaraka azy avy hatrany ny ve na fonosina ao anatiny sy ny "ve" ny teny fototry ny fanontaniana: Moa ve handeha ihany ianao rahampitso? na Moa handeha ihany ve ianao rahampitso?
Kianteny kely entina manisika hevitra toy ny hoe "raha ohatra ka": Handeha aho moa, ny zanako ity marary; hijanona aho, ny raharaha arỳ miandry, na manamafy hevitra fotsiny: Ianao moa ity marary ka tsy hita izay hatao
Exemples  6  [2.4] Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra.

Entrée (2/2)7  moa
Partie du discours  8  adjectif
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  10  [1.78] [Tambahoaka, Bara, Sihanaka] moana
11  [1.78] [Taisaka] moana, tsy afa-miteny

Anagrammes  12  amo, moa, oma

Mis à jour le 2025/08/22