|
|
|
|

Entrée1  vavaka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  20  [1.1] Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny
Explications en anglais  21  [1.7] prayer
Explications en français  22  [1.3#820] le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration
23  [1.8] prière; voeu, bénédiction
Exemples  24  [2.245#34] Narahany vavaka ny fandevenana ireny
25  [2.285#49] Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka
26  [2.720] vavaka adino ka toa tsy asiany dikany
27  [2.4#115] Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko
Article  28  Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana)

Mis à jour le 2025/08/22