Entrée mivavaka (vavaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to pray, to worship [Hallanger 1973]
Définition française   prier, aller à la messe ou au culte [Hallanger 1974]
Exemples  
1mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 160]
2Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [Callet: Tantara, page 144]
Morphologie  
mivavaka
nivavaka
hivavaka
mivavaha
Citations  

2012/09/25