| Entrée | 1 vavaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 prayer
[1.7] |
| Explications en français |
5 le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration
[1.3#820] 6 prière; voeu, bénédiction [1.8] |
| Exemples |
7 Narahany vavaka ny fandevenana ireny
[2.245#34]
8 Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [2.285#49] 9 vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [2.720] 10 Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [2.4#115] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 22 4 combinaisons de ce mot |
| Article | 23 Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana) |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|