Entrée | 1 tsy miloa-bava |
Mots élémentaires | 2 tsy, 3 miloatra, 4 vava |
Partie du discours | 5 locution |
Exemples |
6 Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao.
[2.996]
7 tsy miloa-bava koa anefa izy ireo, rehefa anaovana antso fanairana ny amin’ny mampitombina an’izany, eo anatrahan’ny zava-misy izay tsy azony odian-tsy hita. [4.27] |
Mis à jour le 2025/02/12 |
![]() |