| Entrée | 1 tsy latsa-danja noho ny | 
| Mots élémentaires | 2 tsy, 3 latsaka, 4 lanja, 5 noho | 
| Partie du discours | 6 locution | 
| Exemples | 7   Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy.
[1.38] 8 Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony. [2.470] | 
| Mis à jour le 2025/02/12 |   |