|
|
|
|

Entrée (1/2)1  noho
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3 Azon' ny: Reraka izy noho ny ratra nahazo azy.
4 Teny entina mampitaha zavatra roa ka ilay eo aorianany milaza ny zavatra fototry ny fampitahana: Ilaina noho ny volamena ny vy ~ Mamy ny akondro noho ny voasary.
5 Enti-milaza antony anaovan-javatra, satria: Noho ianao m' ividy boky betsaka, dia ahenako ny vidin' ny tsirairay. [1.1]
Explications en anglais  6 rather, than; on account of; because. It is also used in the comparison of adjectives, as a sign of the comparative degree, and is sometimes preceded by kokoa.. [1.2]
7 on account of, because of; more than, rather than. [1.7]
Explications en français  8 à cause de; plus que; plutôt que. [1.8]
9 comme; noho est suivi immediatement du sujet du verbe: Noho ianao nandiso fotoana, dia tsy hahazo valisoa ianao (Comme vous n'êtes pas venu à l'heure exacte, vous n'aurez pas de récompense). [1.12]
Exemples  10  Maty noho ny sitrapoko mantsy Ilay, hoy indray ny teniny, sady vonto sy ontsa indray izy [2.324]
11  Very noho ny tahotra ny antsipika nony lany ireo vato natoraka [2.470]
12  noho ny hangezan'ny nosy onenany va re no tsy ahatsapan'ny Malagasy firy fa Antanosy izy [2.471]
Analogues  13  satria
Tous les mots composés  14  12 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)15  no ho
Partie du discours  16  locution
Explications en anglais  17 implies motion towards. [1.2#452]
Explications en français  18 marque un point de départ, et signifie; depuis... jusqu’à... : Hatramin’ ny folo no ho miakatra (Depuis dix en montant) ~ Hatramin’ ny folo no ho midina (Depuis dix en descendant) ~ Hatrany no ho mankaty (Depuis là-bas jusqu’ici). [1.3#454]
Tous les mots composés  19  6 combinaisons de ce mot

Anagrammes  20 hono, 21 noho, no ho

Mis à jour le 2025/11/09