Entrée | 1 tsy hita polopolorina |
Mots élémentaires | 2 tsy hita, 3 polopolorina |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1] |
Explications en français |
6 completement invisible, incompréhensible [1.3] 7 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674] |
Exemples |
8 fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika;
[2.996]
|
Synonymes | 9 tsy hita paipaika, tsy hita popoka, tsy hita veroka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |