Entrée tsy hita popòka
Mots élémentaires tsy hita ; popòka
Partie du discours locution
Explications en malgache Tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1]
Explications en français Incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3]
Exemples 
1Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro. [2.5]
2Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io [4.11]
Synonymes tsy hita paipaika ~ tsy hita poka ~ tsy hita veroka

Mis à jour le 2023/11/20