Entrée | 1 tsy vaky atatra |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 tsy, vaky, atatra |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra |
Explications en français |
6 [1.3] impudent, éhonté |
Exemples |
7 [2.4] Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. |
Autres orthographes | 8 tsyvakiatatra |
Synonymes | 9 tsy vaky afero |
Antonymes | 10 vakyatatra |
Anagrammes | 11 tsyvakiatatra, tsy vaky atatra |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |