Entrée atatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] akotry [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary [Rakotosaona 1972]
   Akotry tsy voavaofy tamin' ny fitotoana azy ka mbola miharo amin' ny fotsimbary [Rajemisa 1985]
   [Bezanozano] akotry [Rakotosaona 1972]
   fonon'ny voambary ivelany amin'ny akotry [SLP: Voambolana]
Définition française   glumelle [SLP: Voambolana]
   [Merina, Betsileo] Grains de riz que le pilonnage n'a pas décortiqué et qui sont mêlés aux grains convenablement débarassés de leurs glumes. On doit les séparer un à un du riz décortiqué. C'est l'opération appelée fanalana atatra ou fitsimponana [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire  
Synonymes   akatatra
Mots composés, titres, noms  

Entrée atatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin' itỳ fomba fiteny itỳ: Tsy vaky atatra: tsy mahalala menatra)
¶ Tsy vaky afero, tsy valahara [Rajemisa 1985]

Entrée atatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay fa mety hahatonga fivoahan-dra indray (Jatropha mahafalensis) [Rajemisa 1985]
Définition française   [Mahafaly] (sens général : tomber raide mort après avoir mangé avec voracité ; allusion à la toxicité des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H. Perrier (Euphorbiaceae). Voir aussi betatra. Nom de plusieurs arbres de la famille des Lauraceae. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Jatropha mahafalensis
Citations  

Entrée atatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

2018/11/07