|
|
|
|

Entrée1  tsivakivolo
Mots élémentaires  2  tsy, 3  vaky, 4  volo
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  jereo tsy vaky volo [3.1]
Exemples  7  hampiray an' Imerina tsivakivolo. [2.113#]
8  Mifantoka eny amin'ny manam-pahaizana vokatry ny taniny ny mason'ny Malagasy tsivakivolo. [2.503#]
9  ni, dia nandresy ny Menalamba teto Imerina ary naka ireo tany mbola tsy nanjakan' ny Ambaniandro mba hampiray an' i Madagasikara tsivakivolo eo ambany fitondran' i Frantsa. [2.113#]
Autres orthographes  10  tsyvakyvolo

Anagrammes  11 tsivakivolo, 12 tsy vaky volo

Mis à jour le 2025/09/12